|
|
|
|

Entrée1  zovy
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Dérivés 
3  Verbes passifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] teny enti-manontany hoe "olona iza?": zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana
antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy?
Explications en anglais  11  [1.7] who ? (challenge used by sentinels)
Explications en français  12  [1.8] qui va là ? qui ?
Exemples  13  [2.131#55] -- Haody haody Rasoahagohago / -- zovy izao?
Synonymes  14  iza
Tableaux et planches  15  Tous les pronoms

Anagrammes  16  zovi, zovy

Mis à jour le 2025/08/10