|
|
|
|

Entrée1  iza
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 Atao eo aorian' ny anarana ka entina milaza olona: Ankizy iza no nandrovitra itỳ bokiko itỳ? nefa azo ilazana zavatra koa izy ka amin' izay entina manavaka ny iray amin' ny zavatra anankiroa na betsaka voalaza: Satroka iza amin' ireto no hovidinao?.
4 Manao ny ankabeazan' ny asan' ny anarana ary enti-milaza olona indrindra: Iza no nanambara izany vaovao izany taminao? / Zanak' iza itỳ zaza itỳ?, nefa mety hilaza zavatra na biby ny "iza" mpisolo anarana raha ta hanavaka ny iray amin' ny zavatra roa na betsaka: Iza no hoentinao amin' ireto omby ireto?. [1.1]
Explications en anglais  5 who?. [1.7]
Explications en français  6 qui?. [1.8]
Synonymes  7 zovy
Tous les mots composés  8 na iza na iza
Tableaux et planches  9  Tous les pronoms

Anagrammes  10 azy, 11 iza, 12 zay

Mis à jour le 2025/11/09