|
|
|
|

Entrée1  zovy
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 teny enti-manontany hoe "olona iza?": zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana
4 antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy? [1.1]
Explications en anglais  5 who ? (challenge used by sentinels) [1.7]
Explications en français  6 qui va là ? qui ? [1.8]
Exemples  7  -- Haody haody Rasoahagohago / -- zovy izao? [2.131#55]
Dérivés 
Verbes passifs :
Synonymes  10 iza
Tous les mots composés  11  4 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  12  Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/12/23