Entrée | 1 zinga |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Tovozy amin' ny zinga ny rano 4 Fisotroan-drano: Zatra amin' ny an-tohojinga ka tsy velona amin' ny an-kararàna 5 Vata famarana taloha mitovy fatra amin' ny 1 litatra amin' ny famarana ankehitriny. [1.1] |
Explications en anglais |
6 a dipper for water with a long handle [1.7] |
Explications en français |
7 calebasse à longue manche qui sert à puiser l'eau; épuisette [1.8] 8 Calebasse servant à puiser l'eau ; on l'emmanche souvent à cette fin. On précise souvent zinga-voatavo pour distinguer des ustensiles de fer blanc utilisés aux mêmes fins. [1.196] |
Exemples |
9 Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra. [2.470] 10 Natao anaty zinga vifotsy ny rano-mangahazo, iny no nifandimbiasan' ny rehetra nisotroana. [2.472] 11 Ny zinga vola sy ny zinga vifotsy; [2.48] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/09/08 |