|
|
|
|

Entrée1  rano dikain' ny zinga
Mots élémentaires  2 rano, 3 dikaina, 4 zinga
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 fomba tsy manaraka ny ambaratongam-pitondrana raha misy zavatra angatahina, fa avy hatrany dia any amin' ny manam-pahefana ambony [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12