Entrée zazakely
Mots élémentaires zaza ; kely
Partie du discours nom
Explications en malgache Zaza mbola kely, eo amin' ny herintaona na roa taona [1.1]
Exemples 
1Iza no miantoka koba ny zazakely mbola minono? [2.270]
2Mety ilaina ny fandidiana mba hamoahana ilay zazakely. [2.424]
3Nidridridridry sy nitomany tahaka ny zazakely mihitsy. [2.357]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/27