Entrée votsa vava
Mots élémentaires votsa ; vava
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra [1.1]
Explications en anglais Slow of speech [1.7]
Explications en français Qui traîne en parlant [1.3, 1.8]
 Enfant tardif à parler [1.3]
Exemples Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. [2.558]
Antonymes 

Mis à jour le 2023/01/01