| Entrée | 1 votsa | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   miadam-panao zavatra [Bara]
 [1.78] 4 [vôtsa] milasilasy, miadana [Bezanozano] [1.78] 5 Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana Miadana: Votsa fandeha [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   clumsy, clownish [1.7] | 
| Explications en français | 7   lent, lourd [1.3, 1.8] 8 lambin [1.3] 9 malhabile, maladroit [1.8] | 
| Exemples | 10   Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy;
[2.59] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 14 5 combinaisons de ce mot | 
| Synonymes | 15 votsavotsa | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |