Entrée | 1 vositra |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 10 17 mots contenant vositra |
Explications en malgache |
11 [1.78] [Sihanaka]
voafora 12 [1.1] Biby izay namboarina mba tsy ho afaka hiteraka intsony, ka amin' ny lahy, esorina ny angorony na ankonjony, ary amin' ny vavy, alana ny fonosan' atodiny: Akoholahy vositra |
Explications en anglais |
13 [1.7] a steer, a bullock |
Explications en français |
14 [1.8] boeuf châtré |
Exemples |
15 [2.470] Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity.
16 [2.606#] Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. 17 [2.69#] koa raha mahafaty ireo hianao, dia omeko omby vositra anankiray efa nifahy herintaona. |
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot vositra |
Anagrammes | 19 tsarovi, tsarovy, vositra |
Mis à jour le 2025/08/22 |
![]() |