| Entrée | 1 voafora |
| Radical | 2 fora |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en malgache |
4 nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 circumcised.
[1.2] |
| Explications en français |
6 circoncis.
[1.3#186] |
| Exemples |
7 Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo.
[1.353]
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 9 Santé |
| Synonymes | 10 finora |
| Analogues | 11 afatrosa, 12 nodidiampoitra, 13 nosikinana, 14 notsongoina, 15 vitahasoavana, 16 voadidyfoitra, 17 voalehilahy, 18 voasikina, 19 voatsongo |
| Mis à jour le 2025/10/31 |
|