Entrée voromailala
Mots élémentaires vorona ; mailala
Partie du discours nom
Explications en malgache [ voromahailala ] Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [1.1]
 Vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62]
Explications en anglais A dove, a pigeon [1.2]
Explications en français [ voromahailala ] Pigeon, colombe [1.3]
 Pigeon [1.54]
Exemples Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy. [1.437]
Vocabulaire 
Mots composés 
Autres orthographes 
Analogues  domohina ~ limohy ~ pakatova
Articles 

Mis à jour le 2023/10/26