Entrée (1/2) | 1 vono |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Famelezana, fikapohana: Matim-bono any io zaza io fa aza apetraka any intsony 4 Fanalana aina, fanaovana izay hapafaty: Nataon' ny miaramila vono moka ireo fahavalo ratsy saina 5 Fitsofana ny jiro 6 Fikosehana ny soratra tsy ho hita [1.1] |
Explications en anglais |
7 killing; murder [1.7] |
Explications en français |
8 action de tuer, de battre, d'éteindre, d’obstruer, de détourner un courant d'eau, d’anéantir, d’effacer un écrit, de contrebalancer [1.3] 9 tuerie, meurtre [1.8] |
Exemples |
10 Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [2.324] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 26 vôño |
Partie du discours | 27 nom |
Explications en malgache |
28 mampifanaraka, mampitovy [Bezanozano]
[1.78] |
Anagrammes | 29 vôño, vono |
Mis à jour le 2023/08/19 |