| Entrée | 1 famonoana |
| Radical | 2 vono |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany.
5 Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana. 6 Fitsofana: Famonoana afo. [1.1] |
| Explications en français |
7 l'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause.
[1.3] |
| Exemples |
8 Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka.
[2.113]
9 Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470] 10 Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa? [2.366] |
| Tous les mots composés | 11 famonoan-tsoratra |
| Citations | 12 Textes citant ce mot |
| Anagrammes | 13 amofonana, 14 famonoana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|