|
|
|
|

Entrée1  volo hala
Mots élémentaires  2 volo, 3 hala
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 lolom-po, otri-po. [1.1]
Exemples  6  volohala sy fanendrikendrehana tsy an-drariny izao fiampangana ny sakaiza nitokiako izao, ka raha tsy manana porofo mazava tsara ny mpiampanga dia tsy havelako ho afa-maina izy, satria mpamono olona. [2.643#]
Proverbes  7  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  8 halavolo, 9 volo hala

Mis à jour le 2025/11/02