Entrée volavelona (vola, velona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera [1.1]
 Karazana metaly fotsy miranoka [1.13]
Explications en anglais Quicksilver, mercury [1.7]
Explications en français Mercure [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
Symboles internationaux  Hg [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Table périodique

Mis à jour le 2022/08/14