|
|
|
|

Entrée1  volavelona
Mots élémentaires  2 vola, 3 velona
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany,
6 ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana
7 ny havesatry ny aera [1.1]
8 karazana metaly fotsy miranoka [1.13]
Explications en anglais  9 quicksilver, mercury [1.7]
Explications en français  10 mercure [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
International  11 Hg [3.1]
Vocabulaire  12  Chimie
Tableaux et planches  13  Table périodique

Mis à jour le 2025/11/17