Entrée voasoratra (soratra)
Partie du discours participe passé
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française écrit, dessiné, marqué, peint [Abinal 1888]
Synonymes sinoratra
Exemples 
1Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
3Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly. [Fagereng: Tantara]

Mis à jour le 2020/09/28