|
|
|
|

Entrée1  voankazo
Partie du discours  2  nom
Radical  3  voa, hazo
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Organa amin' ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misy ny voa hamelona taranaka azy indray
Explications en anglais  11  [1.7] fruit
Explications en français  12  [1.8] fruit, graine
13  [1.196] (de voa : fruit ; et hazo : arbre). Nom générique des arbres fruitiers introduits et cultivés. Ils sont généralement multipliés dans des stations agricoles spécialisées, relevant du Ministère de l'Agriculture.
Exemples  14  [2.470] Vonona any mantsy izay ny mofo sy ny voankazo fitondran-drainy ho azy.
Vocabulaire  15  Botanique: (en général)
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot voankazo
Article  17  Randzavola: voankazo ao amin' ny Baiboly (=> hanina)

Mis à jour le 2025/08/10