Entrée voankazo (voa, hazo)
Partie du discours nom
Définition malgache Organa amin' ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misy ny voa hamelona taranaka azy indray [Rajemisa 1985]
Définition anglaise fruit [Hallanger 1973]
Définition française fruit, graine [Hallanger 1974]
Définition française (de voa : fruit ; et hazo : arbre). Nom générique des arbres fruitiers introduits et cultivés. Ils sont généralement multipliés dans des stations agricoles spécialisées, relevant du Ministère de l'Agriculture. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Exemples Vonona any mantsy izay ny mofo sy ny voankazo fitondran-drainy ho azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 41]
Citations 
Articles 

2019/08/17