|
|
|
|

Entrée1  voaloboka
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1] Zavamaniry mandadina izay mamoa voany mamy fanaovana divay
Explications en anglais  7  [1.7] grapes
Explications en français  8  [1.8] raisin, vigne
9  [1.196] (de voa : fruit ; et loboka : pendant ; allusion aux grappes pendantes). Ce nom était d'abord donné aux Vitaceae autochtones ; on ne le trouve plus guère que chez les Sakalava pour Cissus auricoma Desc. (Vitaceae) (dont les fruits sont recherchés). On dit plutôt de nos jours voalobokala. Depuis l'introduction des Vignes européennes : Vitis vinifera L., et américaine : Vitis labrusca L., et de leurs hybrides, cultivés surtout autour de Tananarive, Antsirabe, Fianarantsoa et Ambalavao, voaloboka désigne plutôt ces espèces introduites ; mais on précise parfois, voalobobazaha .
Exemples  10  [2.332] Sarotra izany fambolena voaloboka izany.
11  [2.59] ary dia narary mafy aho, koa tsy nahatelin-kanina afatsy ron-katsaka, sy mananasy sy voaloboka.
12  [2.471] Zava-maniry manambaka ny Tanivo ity atao hoe takohoka ity, fa tsy misy hafa amin' ny voaloboka ny raviny, saingy feno tsilo hatramin' ny tahony, ka na omby aza tsy sahy mamaky azy.
Vocabulaire  13  Botanique: fruit
Autres orthographes  14  voaloboke
Nom scientifique 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot voaloboka
Article  16  Randzavola: voaloboka ao amin' ny Baiboly (=> tanim-boaloboka)

Mis à jour le 2025/08/21