|
|
|
|

Entrée1  voady
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes relatifs :
5  Noms :
6  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  14  [1.1] Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba
Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy
Explications en anglais  15  [1.7] a vow
Explications en français  16  [1.3#842, 1.8] voeu
17  [1.3#842] offrande promised par voeu, ferme résolution
Exemples  18  [2.499#19] Eny, tsaroako iny ary tsy ho hadinoiko mandra-pahafatiko, fa nitahiry ilay voady masina nataontsika.
19  [2.245#137] Ny saotra, hoy ianao teo, dia natomboka tamin' ny fanaovana voady any amin' ny mangingina any aloha;
Analogues  20  dina, teny nomena, orimbato, lokaloka, tsikafara
Article  21  Randzavola: voady ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  22  adivo, avido, diavo, divao, vadio, voadi, voady

Mis à jour le 2025/08/10