Entrée vily
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée vily
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] anaran-kazandrano kely madinika [Rakotosaona 1972]
   [Taimoro] Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Entrée vily
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Mahafaly] voay [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  
Synonymes   fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ trimo ~ voae ~ voay

Mis à jour le 2014/02/13