Entrée mivily (vily)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho
Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity
Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy
Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny
Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy [1.1]
Explications en anglais To turn aside, to go astray [1.7]
Explications en français Se détourner du chemin s'égarer [1.8]
Morphologie 
Présent : mivily
Passé : nivily
Futur : hivily
Impératif : mivilia
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20