| Entrée | 1 fiviliana |
| Radical | 2 vily |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo
5 Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry nenitoa no tsy nahatongavanay tamin' ny 8 ora marina 6 Fialana, fivionana, fihodivirana: Ny fiviliana tamin' ny lalana tsara no nahatonga azy ho jioiahy toy izao [1.1] |
| Explications en anglais |
7 the act of turning aside; a fork in the road
[1.7] |
| Explications en français |
8 action de dévier, de s'écarter; branchement de la route
[1.8] |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|