|
|
|
|

Entrée1  vatosanga
Mots élémentaires  2  vato, 3  sanga
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Karazam-bato rehefa dorana 150° mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra [1.1]
6  vato fanamboarana platira [1.13]
Explications en français  7  gypse, pierre à plâtre [1.13]
Exemples  8  Fotoana ela no nipetraka teny ny fianakaviana nivelona tamin' ny fanaovana ny asa ambanimbany tao an-tanàna, na tamin' ny fitrandrahana vatosanga sy ny asa fambolena manaraka ny fizaran-taona. [1.369#]
Vocabulaire  9  Géologie
Synonymes  10  alabaritany

Mis à jour le 2025/09/12