Entrée sanga
Partie du discours nom
Définition malgache Volon-doha mivondrona kely eo ambonin' ny tampin-kandrina, na volondoha somary lavalava kokoa noho ny sisa rehetra eo afovoany tsara eo ambony tampin-kandrina
¶ Volo na nofo mivondrona eo an-tampondohan' ny biby sasany: Lava sanga ny akoholahin' i Naivo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a lock of hair on the forehead. [Vocabulaire: Biologie]
¶ the crest of a cock. [Vocabulaire: Zoologie: (en général)] [Hallanger 1973]
Définition française touffe de cheveux au front. [Vocabulaire: Biologie]
¶ crête du coq. [Vocabulaire: Zoologie: (en général)] [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
sanga
sangako
sanganao
sangany
sangantsika
sanganay
sanganareo
sangan'
sangan-
sangam-
-tsanga
-tsangako
-tsanganao
-tsangany
-tsangantsika
-tsanganay
-tsanganareo
-tsangan'
-tsangan-
-tsangam-
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée sanga
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] saobakaka [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 

2014/11/09