Entrée variraiventy
Mots élémentaires vary ; iray ; venty
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [1.1]
Explications en français Le poid d'un grain de riz
La sept-cent-vingtième partie de la piastre
Très peu, une minime partie, un rien [1.3]
Exemples 
1ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana [2.48]
2nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza. [2.587]
Vocabulaire 
Titres Ny Variraiventy farany (Andriamalala Emilson Daniel)
Proverbes 

Mis à jour le 2023/11/24