Entrée varifitoventy
Mots élémentaires vary ; fito ; venty
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-bola mitovy amin' ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin' ny voambary fito, ka ny sandany dia dimy santima amin' ny vola ankehitriny (0,05f) [1.1]
Explications en français Le poids de sept grains de riz; cinq centimes [1.3]
Exemples 
1Aza maka na dia varifitoventy aza amin' izay fananana navelan-dRabery. [2.499]
2Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho
[2.131]
Vocabulaire 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/11/24