|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vantana
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  [1.1] Mahitsy: Vantana ity lalana ity fa aroho
Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha miteny
Tsotra tsy misy aingitraingitra na haingonkaingony: Vantana loatra izany hira izany!
Explications en anglais  9  [1.7] straight forward, open
Explications en français  10  [1.3] droit, sans détours, ouvert, simple, clair, par où l'on passe aisément, correct: Vantana ny ankizy madinika, raha milaza zavatra (Les enfants parlent sans détours, sont ouverts, simples, quand ils disent quelque chose) ~ Vantana loatra ny hiranareo (Votre chant est trop simple) ~ Vantana io lalana io (Ce chemin est droit, facile) ~ Vantana ny fiteniny (Son language est clair, correct)
Exemples  11  [2.587#] Tsotra ny teninareo, ka mba tsotra sy vantana koa no havaliko azy.
12  [2.472#] Fa ny fantatra ho niara-nandrongatra sahala amin' ny vantana iray, dia ny ala atsinanana rehetra sy ny faritany manamorona azy.

Entrée (2/2)13  vantana
Partie du discours  14  adjectif
Explications en malgache  15  [1.1] Voan' ny aretin-kibo ka mivalana tsy mahatsiaro tena: Vantana ao Ibalita hatramin' ny aninaraina
Explications en français  16  [1.3] qui a la diarrhée
Vocabulaire  17  Santé

Anagrammes  18  avantan, natavan, navanta, vantana

Mis à jour le 2025/07/29