|
|
|
|

Entrée1  fivantanana
Radical  2 vantana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fandehanana manitsy avy hatrany: Nahazendana ahy ny fivantanan' ilay olona nankeo amiko, nefa tsy fantany velively aho.
5 Fandehanana tsy misy mitana: Ny fivantanan' ilay fiarakodia teo amin' ny fidinana no nahabe ny maty.
6 Fitenenana tsy misy fitsimbintsimbinana:Tsy azoazoko ny fivantonan' ny tenin-dRangahy iny.
7 Toerana faleha avy hatrany: Itỳ no trano fivantananay rehefa miakatra. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12