| Entrée | 1 vantanina |
| Radical | 2 vantana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Aleha tsy mivilivily: Novantanin' ny mpisava ny fivarotany ka hita tao ny entana nafeniny.
5 Lazaina tsy misy olakolaka: Vantano ny teninao fa aza safarina. [1.1] |
| Explications en français |
6 où l'on va droit, qu'on attaque de front, qu'on exprime clairement.
[1.3] 7 où l'on va droit. [1.8] |
| Exemples |
8 Marary maro no tsy maintsy vantanina satria tsy vitsy rahateo no tonga avy amin' ny tanàna akaikikaiky kokoa noho ny an-dRainitoandro mivady.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|