Entrée (1/2) | 1 vaky |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko 4 Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha 5 Miseho: Vaky masoandro 6 Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony 7 Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona [1.1] |
Explications en anglais |
8 broken, as glass; split; split open [1.7] |
Explications en français |
9 brisé, comme le verre; fendu; partagé [1.8] |
Dérivés |
|
Analogues | 15 1.1=Triatra=tapaka=tresaka=mitsefoka=miveraka=misaraka=mivava=manamika=vaky hentana |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Entrée (2/2) | 91 vaky |
Partie du discours | 92 nom |
Explications en malgache |
93 Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro 94 Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [1.1] |
Explications en français |
95 Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [1.196] |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Anagrammes | 98 kavy, vaky |
Mis à jour le 2023/05/19 |