Entrée tsy zehena (tsy, zehy)
Partie du discours expression
Allégation Mot ou expression vu dans: tsyrefesimandidy
Exemples hazo fotsy navadiky ny rano aho
ka na hitsangana na hitsivalana
dia tsy zehena tsy kizahina
fa izay tiako no alehako
na hiorika na hivalana
[Fox: Hainteny, numéro 347]

2013/11/12