|
|
|
|

Entrée1  tsy miteny
Mots élémentaires  2  tsy, miteny
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy [1.1]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/05/20