|
|
|
|

Entrée1 tsy miteny
Mots élémentaires  2tsy, 3miteny
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy. [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11