|
|
|
|

Entrée1  tsy mitandro hasasarana
Mots élémentaires  2 tsy, 3 mitandro, 4 hasasarana
Partie du discours  5  locution
Explications en anglais  6 to work hard and disregard fatigue. [1.7]
Explications en français  7 travailler ferme sans tenir compte de la fatigue. [1.8]
Exemples  8  tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý [1.1]
9  Nefa kosa zazavavy mahery fo izy, ka tsy nitandro hasasarana, tsy nihevitra ny tenany [2.324]

Mis à jour le 2025/09/12