|
|
|
|

Entrée1  tsy manan-droa hamolahana
Mots élémentaires  2 tsy, 3 manana, 4 roa, 5 amolahana
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 (ray aman-dreny) tsy manan-janaka afa-tsy tokana, izay voatery hotsimbintsimbinina, fa raha nanan-droa manko izy, mety ho niseho ho henjankenjana. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12