|
|
|
|

Entrée1  tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana
Mots élémentaires  2  tsy, 3  mahavoky, 4  vony, 5  ahitra, 6  ifanomezana
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8  enti-milaza fanoloran-javatra ny hafa izay mariky ny fanajana sy ny fihavanana fotsiny [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11