|
|
|
|

Entrée1  tsy hita pesipesenina
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina [1.1]
Explications en français  4  complètement invisible, incompréhensible [1.3]
Exemples  5  Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina! [2.270#]
6  Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [2.472]
7  Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [2.996]
Synonymes  8  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita velively, tsy hita zambazamba
Mots élémentaires  9  tsy hita, pesipesenina

Mis à jour le 2023/11/20