Entrée | 1 pesipesenina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Heverina, (tsy fampiasa afatsy raha miaraka amin' ireto teny ireto: tsy azo, tsy hita, tsy takatra): Tsy hita pesipesenina ny haben' ny masoandro [1.1] |
Exemples |
4 azo antoka anefa fa tsy ho laitra aloa vola satria tsy hotaka-pesipesenina ny sandan' ny fanarenana ny takaitra.
[4.27#]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Autres orthographes | 10 pesipesinina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |