Entrée tsiry
Partie du discours nom
Définition malgache Ny voa sy ny tsimoky ny zavamaniry vao miseho: Tokony hotandremana tsara amin' ny biby ny tsirinjavamaniry
¶ Zavatra mivoaka avy amin-javatra hafa iray izay mitifitra mahitsy hatraiza hatraiza: Ny tsirimasoandro ~ ny tsirim-pahazaoana
Mitovy hevitra: toraka ~ vazana [Rajemisa 1985]
 laingo, taroka, bontsina [SLP 1986]
Définition française  [Tanosy] bourgeon [Rakotosaona 1972]
 bourgeon, pousse [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes tsimoka ~ vontsina
Citations 

2012/07/17