Entrée faniriana (iry)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako [Rajemisa 1985]
 vetsovetso mba hanao na hanana zavatra iray tsy eo ampelatànana [SLP 1986]
Définition anglaise a desire, a wish [Hallanger 1973]
Définition française désir, souhait [Hallanger 1974]
Définition française envie [SLP 1986]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée faniriana (tsiry)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitsimohana, fitomboana: Amin' ny lohataona no fanirian' ny ahitra [Rajemisa 1985]

2010/04/03