Entrée tsintsina
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa [Rajemisa 1985]
Définition française un tout petit oiseau [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Tsangam-by tsangam-bato
mitsangana Andriamanantiana
Andriamboromadinika ny tsintsina
Andriamaintibe ny papango
[Fox: Hainteny, numéro 365]
Citations 
Articles 

Entrée tsintsina
Partie du discours nom
Définition malgache Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an' ila [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2017/06/29