Entrée tsinjovina (tsinjo)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny!
Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka [1.1]
Explications en français Qu'on regarde en bas, au loin
Figuré: sur qui on veille [1.3]
Exemples 
1Amin' ny fotoan' ny main-tany dia efa tsinjovina ny zavatra mety hitranga. [2.445]
2Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina. [2.996]
Morphologie 
Présent : tsinjovina, tsinjoviko, tsinjovinao, tsinjoviny, tsinjovintsika, tsinjovinay, tsinjovinareo, tsinjovin', tsinjovin-, tsinjovim-, tsinjovi-
Passé : notsinjovina, notsinjoviko, notsinjovinao, notsinjoviny, notsinjovintsika, notsinjovinay, notsinjovinareo, notsinjovin', notsinjovin-, notsinjovim-, notsinjovi-
Futur : hotsinjovina, hotsinjoviko, hotsinjovinao, hotsinjoviny, hotsinjovintsika, hotsinjovinay, hotsinjovinareo, hotsinjovin', hotsinjovin-, hotsinjovim-, hotsinjovi-
Impératif : tsinjovy
Proverbes 

Mis à jour le 2024/03/27