Entrée tsikamokamo (kamo)
Partie du discours adjectif
Définition malgache malaindaina, tsy rotodrototra [Rajemisa 1985]
Définition française nonchalant, paresseux; s. comme kamoladina, mais moins usité [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples Mandra-pahoviana hianareo no hanao tsikamokamo amin' ny fakana ny tany izay nomen' ny Tompo Andriamanitry ny razanareo anareo? [Baiboly: 6.18.3]

2019/08/17