Entrée | tsetroka > setroka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | Smoke [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Fumée [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Exemples | Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana.
[2.470] | |||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Hyponymes | ||||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot setroka | |||||||||||||||
Entrée | tsetroka > setroka | |||||||||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||||||||
Explications en malgache | Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1] | |||||||||||||||
Explications en français | Aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3] | |||||||||||||||
Exemples | Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa
[2.558] | |||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Anagrammes | koretsa, retsoka, rotsake, setroka, tseroka |