|
|
|
|

Entrée1 Andriarimalala René
Mots élémentaires  2Andriarimalala
Partie du discours  3 nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  4Andriarimalala René (Ener-Lalandy). [3.1]
5Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe ener-lalandy - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina).. [2.314]
Vocabulaire  6 Littérature: auteurs
Ouvrages littéraires  7 Ary hitako
8 Dona-tsetroka
9 Mpiandry omby

Mis à jour le 2025/10/07