|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsemboka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana")
Exemples  10  [2.324] Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny.
Vocabulaire  11  Biologie
Analogues  12  dinitra, dinitrombalahy, jijaka, jijika
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot tsemboka

Entrée (2/2)14  tsemboka
Partie du discours  15  adjectif
Explications en malgache  16  [1.1] Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony
Analogues  17  mivoadinitra, mivoajijaka, mivoajijika, ranoiray, vonto, tsembodratsy

Mis à jour le 2025/08/10