|
|
|
|

Entrée1  fitsembohana
Radical  2 tsemboka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fisasarana, fisahiranana mafy dia mafy: Aiza ka dia ho very maina ny fitsembohako tamin' ny nanabe azy?. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12