Entrée (1/5) | 1 tratra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana |
Explications en anglais |
4 [1.2, 1.7] overtaken 5 [1.7] caught |
Explications en français |
6 [1.8] attrapé, pris, atteint |
Exemples |
7 Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 63 Proverbes contenant le mot tratra |
Entrée (2/5) | 64 tratra |
Partie du discours | 65 nom |
Explications en malgache |
66 [1.1] Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo. |
Explications en anglais |
67 [1.2] the breast 68 [1.7] the chest |
Explications en français |
69 [1.3, 1.8] la poitrine 70 [1.3] le poitrail |
Exemples |
71 Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony [2.470] |
Vocabulaire |
72 Biologie |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 107 Proverbes contenant le mot tratra |
Entrée (3/5) | 108 tratra |
Partie du discours | 109 nom |
Explications en malgache |
110 [1.78] [Tambahoaka]
refy |
Entrée (4/5) | 111 tratra |
Partie du discours | 112 nom |
Explications en malgache |
113 [1.78] [Taisaka]
fifanarahana |
Entrée (5/5) | 114 tratra |
Partie du discours | 115 nom |
Explications en français |
116 [1.196] (dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris). D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut. Bois blanc, tendre mais solide. C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [Betsimisaraka]
|
Vocabulaire |
117 Botanique |
Mis à jour le 2024/10/30 |